| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ankaromiafina | 
| Singan-teny | 2harona, 3miafina | 
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 in concealment [1.2#235] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 [an-karomiafina]
 dans la corbeille dérobée à la vue Figuré: en secret [1.3#50]  | 
| Fivaditsoratra | 8 ankaromiafina, 9 mifanakoriana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |