| Entrée | 1 an-tsitrapo | 
| Mots élémentaires | 2 sitrapo | 
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 4   Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1] | 
| Explications en français | 5   [an-tsitra-po]
 volontairement [1.3#612] | 
| Exemples | 6   Olona manaiky an-tsitrapo no nantsoina!
[2.508#359] 7 Betsaka ny olona nanaiky an-tsitra-po. [2.528#81] 8 Tsy nisy notinendry ireo olona ireo fa an-tsitra-po avokoa. [2.445#73] 9 Inona, ry dadatoa, no nilatsahanareo ho miaramila an-tsitra-po? [2.270#132] 10 Tsy mbola mahadidy tena izahay, ka ndeha hanao teniko an-tsitrapo. [2.245#57] | 
| Antonymes | 11 tsyansitrapo | 
| Analogues | 12 iniana atao, kiniania, fanahy iniana, atao ami-nahy, vivy nanitrika, kibo saokan' ny nahiny, sitrapon' ikamisy, mpivaro-drano tratr' orana, mavon' ny nataony, lolo fotsy mitono tena, mandrora mitsilany, main' ny afo natsangana, matin-delany toa toho, matin-tanany toa foza | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |