|
|
|
|

Teny iditra1 Antsihanaka
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo Sihanaka [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [hanaka, spreading.] The name of a province and its inhabitants lying north of Imerina. [1.2]
Ohatra  5 Ho avy ny any antsihanaka [1.519]
Voambolana  6 Tantara: firenena
Tsipelina hafa  7sihanaka, sihanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02