| Entrée | 1 arofanina | 
| Mots élémentaires | 2 aro, 3 fanina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin' ny tohatra na ny lavarangana, mba hiarovana tsy hianjera [1.1] 6 fefy fiarovana mba tsy hampianjera [1.13] | 
| Explications en anglais | 7   [aro-fanina]
 a balustrade, lit. a protection against giddiness. [1.2] 8 a railing [1.7] | 
| Explications en français | 9   garde-fou [1.3, 1.13] 10 balustrade [1.3] 11 garde corps [1.13] | 
| Exemples | 12   arofanina|Arofanina avokoa ireny, dia arofanina|Arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan'i Baroa.
[2.503] 13 Nilaoza-malaina ilay arofanina niankinana, dia nidina mbola nifampisakambina ihany izahay. [2.944] | 
| Anagrammes | 14 afon' arina, 15 aniforana, 16 arofanina, 17 fanoirana, 18 Fanoriana, 19 fianorana | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |