|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Bongolava |
| Singan-teny | 2 bongo, 3 lava |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 nom donné à la longue falaise remarquablement régulière qui termine brusquement, à l'ouest, le plateau central parallèle au Bemaraha qui lui fait face à l'ouest. Le Bongolava s'étend du Mangoky à la Mahavavy de l'ouest.
[1.11] |
| Ohatra |
6 ao andrefana ny tanetin'i bongolava;
[2.508#]
7 Nisodihany fotsiny bongolava sy Bemaraha. [2.5#] |
| Voambolana | 8 Haitoetany: temdrombohitra, saha |
| Teny iditra (2/2) | 9 Bongolava |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 faritra anatin' ny faritanin' i Antananarivo
[3.1] |
| Voambolana | 12 Pôlitika |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|