| Entrée | 1 efa-joro | 
| Mots élémentaires | 2 efatra, 3 zoro | 
| Partie du discours | 4 nom ou adjectif | 
| Explications en anglais | 5   square, a square [1.7] | 
| Explications en français | 6   carré [1.3#875, 1.8] 7 qui a quatre angles, rectangulaire [1.3#875] 8 un carré [1.8] 9 [efajoro] quadrangulaire [1.13] | 
| Exemples | 10   Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra.
[2.356#] 11 Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny. [2.470#] | 
| Vocabulaire | 12 Mathématiques: géométrie | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |