| Entrée | 1 fadimbolana | 
| Mots élémentaires | 2 fady, 3 volana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [1.1] 6 [fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [1.13] | 
| Explications en français | 7   règles, menstruations, menstrues [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Biologie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |