| Entrée | 1 fanatanjahantena | 
| Mots élémentaires | 2 fanatanjahana, 3 tena | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   [fanatanjahan-tena]
 Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena [1.1] | 
| Explications en français | 6   éducation physique [1.13] | 
| Exemples | 7   Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
[2.356#] | 
| Vocabulaire | 8 Sports | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |