|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanjakana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  zaka
Explications en malgache  4  [1.1] Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy.
Explications en anglais  5  [1.2] A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession.
6  [1.7] government; the administration
Explications en français  7  [1.3#866] le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu
8  [1.8] gouvernement; l'administration; règne, royaume
9  [1.13] état
Exemples  10  [2.508] Ho anao ny tany sy ny fanjakana.
11  [2.113] Nifarana teo ny fanjakana Malagasy.
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Tous les mots composés  14  17 mots contenant fanjakana
Vocabulaire  15  Politique

Entrée (2/3)16  fanjakana
Partie du discours  17  nom
Radical  18  jaka
Explications en malgache  19  [1.1] Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana
Explications en français  20  [1.3#290] l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes
Morphologie 
21  Simple :
22  Préfixée :
Tous les mots composés 
Proverbes  29  Proverbes contenant le mot fanjakana

Entrée (3/3)30  Fanjakana
Partie du discours  31  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Mots élémentaires  32  fanjakana
Vocabulaire  33  Géographie: agglomérations

Anagrammes  34 fanjakana, Fanjakana, 35 fanjanaka

Mis à jour le 2025/09/13