|
|
|
|

Entrée1  ferinaina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  fery, aina
Explications en malgache  4  [1.1] Fijaliana mafy
5  [1.1] [ferin' aina] fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany)
Explications en anglais  6  [1.2] [ferin-aina] Sighing, groaning, grief.
Explications en français  7  [1.3, 1.5] [ferin' aina] souffrance, affliction
Dérivés 
Verbes actifs :
Vocabulaire  9  Emotions
Autres orthographes  10  ferinaina, ferinaina

Mis à jour le 2025/09/12