|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  H  ~  h    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra fahafito ary renisoratra fahadimy amin'ny abidy malagasy; zara raha heno ny feon'ny H, fa indraidray kosa toa voatonona any an-tenda no fandrenesana azy:Maloka ny tontolo rehefa hariva ny andro (zara raha heno) /Nisy nitoraka ny tranonay halina (any an-tenda). Ny H dia miova ho K amin'ny fanakambanan-teny:Manana havana: manan-kavana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the seventh letter of the Malagasy Alphabet. It is always an aspirate. It is used for k in many provincial words, as hely for kely; hotro for kotro. Whenever it is preceded by i, a second i follows it for euphony, thus mihady is pronounced mihiady. It is added to all derivative passive verbs beginning with a vowel as a sign of the future tense; and also before all relative verbs, thus ekena (eky), pres., becomes hekena, fut.; anaovana (tao), pres., becomes hanaovana, fut. It is the sign of the future in all act. tr. or act. int. verbs, as manao (tao), pres., hanao, fut. It is sometimes added for euphony between two vowels, as mihavy for miavy, etc. When the verbal prefix man- is added to roots beginning with h, the h is sometimes elided, as manadino [man- and hadino]; and sometimes changed to g, as mangalatra [man- and halatra]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Septième lettre et cinquième consonne de l'alphabet malgache, est toujours aspirée; au commencement d'un mot indique souvent le futur des verbes. [1.3]
Mpanahaka  6  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)9  h-
Sokajin-teny  10  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 prefix, sign of the future, as in : manào to do; hanào, will do [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 préfixe, indique le futur des verbes; ex. : manao, il fait; hanao, il fera [1.8]

Teny iditra (3/3)13  H    
Sokajin-teny  14  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  15 Hidirôzenina. Singa mietona, voalohany amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 Hydrogen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 Hydrogène [3.1]
Voambolana  18  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08