|
|
|
|

Teny iditra1  Ikala
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. [1.2]
5 a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs [1.8]
Ohatra  7  ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#]
8  nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#]
Voambolana  9  Teny fanajana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 alika, Ikala, 12 ilaka, 13 Kalay, kalay, 14 laika, 15 liaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08