| Entrée | 1 Ilay fasan-tsakaiza tiana | 
| Mots élémentaires | 2 ilay, 3 fasana, 4 sakaiza, 5 tiana | 
| Partie du discours | 6 nom propre (titre de poème) [Liste complète] | 
| Vocabulaire | 7 Littérature: poèmes | 
| Auteur | 8  Ny Avana | 
| Texte complet | 9   Hodidinin'alam-bero, 10 tsy an-tanin-tena akory; 11 ry mpandalo ! itsero 12 'ty zatovo mampahory! 13 Solon-dray mba manoloana, 14 solon-dreny mahazatra: 15 rafi-bato mikitoana , 16 tany mena ambony tratra, 17 ranon'ando mangatsiaka, 18 danik'andro mahamay, 19 rivodrivo-mitsoriaka, 20 ary lolo miolomay ! 21 Nefa kosa italanjony, 22 ry mpandalo, igagao: 23 ny anjely any ambony 24 tonga koa mitsidika ao! | 
| Mis à jour le 2025/09/13 |   |