| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 kômitỳ | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 [komitỳ]
 Antokon' olona vitsivitsy notendrena hiara-mihevi-draharaha na handinika toe-javatra iray [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 [komìty]
 a committee [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 [komitỳ]
 comité [1.3] 6 [komìty] comité [1.8]  | 
| Ohatra | 
7 Dia ny tenako no notendren' ny Komity
[2.356#187] 
 8 ny fametrahana ny komitim-paritra DPP eny amin’ireo Faritra [1.384#16] 9 Araka ny tetiandron' ny fifidianana natolotry ny Kaomity Nasionaly Mahaleotena momba ny Fifidianana (CENI) [1.384]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Tsipelina hafa | 11kaomity | 
| Mpanahaka | 12 vaomiera, 13 vaomiera | 
| Kamban-teny rehetra | 14komitim-pahasalaman'ny mpianatra | 
| Fivaditsoratra | 15 kômitỳ, 16 mikito, 17 mitoky | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |