Entrée | 1 korana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [koraña]
resaka, korankorana, resadresaka [Sihanaka]
4 [1.1] Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava |
Explications en anglais |
5 [1.7] pleasant conversation |
Explications en français |
6 [1.8] causerie joyeuse |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot korana |
Anagrammes | 24 ankora, 25 korana, 26 Nakora, 27 Okrana, 28 ranoka, 29 rokàna, 30 ronaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |