| Entrée (1/2) | 1   L    l  | 
| Partie du discours | 2 nom (symbole) | 
| Explications en malgache | 3   Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1] | 
| Explications en français | 4   Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] | 
| Analogues | 5 abidy | 
| Tableaux et planches | 6   Les alphabets | 
| Article | 7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/2) | 8   L    l  | 
| Partie du discours | 9 adjectif | 
| Explications en malgache | 10   marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1] | 
| Vocabulaire | 11 Mathématiques: arithmétique | 
| Tableaux et planches | 12   Les nombres | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |