Entrée (1/2) | 1 manahaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hahaka |
Explications en malgache |
4 [1.78] [mañahaka]
manofa (vary, kafe, ets) [Tanala]
5 [1.1] Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika |
Explications en anglais |
6 [1.7] to scatter, to disperse |
Explications en français |
7 [1.8] disperser, éparpiller |
Exemples |
8 [2.285#] Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
|
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mañakake |
Entrée (2/2) | 14 manahaka |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Radical | 16 tahaka |
Explications en malgache |
17 [1.1] Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 23 kamahana, 24 manahaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |