| Entrée | 1 safononoka | 
| Mots élémentaires | 2 safotra, 3 nonoka | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   [safo-nonoka]
 brimful (of a river in spate) [1.7] | 
| Explications en français | 7   [safo-nonoka]
 plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3] 8 [safo-nonoka] plein jusqu'au bord [1.8] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |