| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tambàna | 
| Fototeny | 2tambàna | 
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [tambaña]
 sampona, voasakana [Tambahoaka]
 [1.78] 5 Sampona misakana tsy hanao na hanatanteraka zavatra nokasaina. [1.1]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 8tsy ho azon-tambana | 
| Fivaditsoratra | 9 antamba, 10 tambàna | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |