| Entrée | 1 taninketsa | 
| Mots élémentaires | 2 tany, 3 ketsa | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   the seedbed where young rice plants are grown [1.7] | 
| Explications en français | 7   [tanin-ketsa]
 terrain où l'on sème le riz [1.3] 8 petite rizière où l'on cultive les plants de riz [1.8] 9 pépinière [1.13] 10 [tanin-ketsa] La pépinière [1.196] | 
| Exemples | 11   Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano.
[2.445#] 12 dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48] 13 Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#] | 
| Vocabulaire | 14 Economie: agriculture | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |