| Entrée | 1 tolona | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [toloña]
 ady (lalao) [Tambahoaka, Bezanozano]
 [1.78] 4 Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana [1.1] | 
| Explications en français | 5   lutte [1.13] | 
| Exemples | 6   Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 23 sendra tolona tsy omby tratra | 
| Vocabulaire | 24 Jeu | 
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 26 ntaolo, 27 tolona | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |