| Entrée | 1 voana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13] 4 [voaña] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Bezanozano, Tanala] [1.78] 5 [voaña] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Sihanaka] [1.78] | 
| Explications en français | 6   insecte [1.13] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 8 Zoologie: (en général) | 
| Analogues | 9 voanafandrava, voanamahasoa | 
| Anagrammes | 10 avona, 11 ovana, ôvana, 12 vaona, vaoña, 13 voana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |