| Entrée | 1 zavontany | 
| Mots élémentaires | 2 zavona, 3 tany | 
| Partie du discours | 4 adjectif | 
| Explications en malgache | 5   Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina [1.1] | 
| Explications en français | 6   [zavon-tany]
 innombrable [1.3] | 
| Exemples | 7   Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.
[2.285#] 8 Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |