| Entrée | 1 aankina | 
| Radical | 2 ankina | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1] | 
| Exemples | 5   Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 10 aankina, 11 anka~ina, 12 kaniana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |