Entrée (1/2) | 1 aby |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.78] avy, rehetra [Taimoro, Bara, Tanosy]
4 [1.78] rehetra [Taisaka] 5 [1.78] isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [Betsileo] 6 [1.78] manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [Tandroy] 7 [1.1] teny fahita indrindra amin' ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin' ny hoe daholo, avokoa: tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany |
Explications en anglais |
8 [1.2] All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [Provincial]
9 [1.7] all [Provincial] |
Explications en français |
10 [1.3] Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) 11 [1.19] jiaby [Tankarana] 12 [1.8] tous [Provincial] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 16 abiaby |
Entrée (2/2) | 17 Aby |
Partie du discours | 18 nom propre (biblique) [Liste complète] |
Explications en anglais |
19 [2.996] Abi |
Explications en français |
20 [2.996] Abiyya |
Exemples |
21 [2.996] Ary ny anaran-dreniny dia aby, zanakavavin'i Zakaria.
|
Vocabulaire | 22 Ecritures Saintes |
Autres orthographes | 23 abi |
Citations bibliques | 24 Chapitres et versets citant Aby |
Article | 25 Randzavola: Aby ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 26 Abì, 27 aby, Aby, 28 bay, 29 bia, 30 iba |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |