|
|
|
|

Teny iditra1 aderadera
Fototeny  2deradera
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asehoseho fatratra ho hita tsara, matetika ho enti-mieboebo na ho enti-mandatsa ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu’on montre pour en tirer vanité [1.3]
Ohatra  6 Aza aderaderanao eo iny kilalao iny fa itomanian' ny zazakely [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 aderadera, 13 aredareda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02