Entrée | 1 adim-panahy |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 ady, fanahy |
Exemples |
4 [2.470] I Katy mitombina tsara, somary miankin-drindrina, toa voan' ny adim-panahy tsy maintsy hatrehany.
5 [2.4] Izaho no salama vatana, mazava saina, tsy manana adim-panahy na olana aman-takaitra tahaka ny rehetra. 6 [1.38] Ny fandresena azony tamin'ny adim-panahy tao Getsemane dia nanome hery Azy hiaritra tamin' ny fanginana ny zava-mangidy tao anatin' ny fìtsarana Azy. |
Morphologie |
|
Anagrammes | 8 adim-panahy, 9 mpianadahy |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |