Entrée | 1 adim-piainana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Mots élémentaires | 3 ady, fiainana |
Exemples |
4 [2.643] Ny olona diso fihetsika eo amin' ny adim-piainana ka mamono antoka ny tenany no lazaina hoe "diso paika ka matim-bela.
5 [1.210] Izany no toy ny fanantenana mitondra hanitra tsy hampamoifo eto ambonin'ny tany: reraky ny dia ny mpivahiny, trotraky ny adim-piainana maro samihafa, mila hamoifo, mila hanozona ny androny. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |