|
|
|
|

Teny iditra1 adiridiry
Fototeny  2diridiry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of that which is stretched or made to be tense. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6À tendre, qu'on tend. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 adiridiry, 13 aridiridy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02