| Entrée | 1 ady varotra | 
| Mots élémentaires | 2 ady, 3 varotra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fifamaliana ataon' ny mpivarotra sy ny mpividy momba ny vidin' entana ka ny mpividy mangataka mba hahenan' ny mpivarotra io vidiny io, ny mpivarotra kosa tsy mety mampihena avy hatrany; fifamalian' ny mpividy sy ny mpivarotra momba ny vidin-javatra; teny ifampiraharahana: "Izaho, hoy Andrianampoinimerina, tsy manana ady varotra aminareo"; [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   Disputation as to price, bargaining, stipulating the price. [1.2] | 
| Explications en français | 7   marchandage [1.3, 1.5] 8 débat du prix [1.3] | 
| Exemples | 9   Fa izaho tsy manana ady varotra aminy, fa soa ifamaliana ny anay sy ny azy.
[2.298#54] 10 ady varotra lava be, fotoana ifanomeana miverimberina ary amin' ny toerana samy hafa, vao azo ny tapa-damba anankiray. [2.472#116] 11 tsy mahay ady varotra akory hianao (tu ne sais pas marchander) [1.3] | 
| Autres orthographes | 12 adivarotra | 
| Anagrammes | 13 adivarotra, 14 ady varotra, 15 odivaratra, 16 ody varatra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |