|
|
|
|

Teny iditra1 aendrikendrika
Fototeny  2endrikendrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manendrikendrika, manombotomboka, milaza ho natao izay tsy natao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce dont on se sert pour calomnier [1.3#126]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12