|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  aera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 air [1.13]
Ohatra  5  Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Voambolana  6  Simia
Mpanahaka  7  atmosfera, 8  rivotra

Teny iditra (2/2)9  Aera
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  11 Arah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12 Arah [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tsipelina hafa  14 ara, ara

Fivaditsoratra  15 aare, aera, Aera, 16 arae, 17 area

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08