|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-doza |
| Singan-teny | 2afaka, 3loza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona efa teo ambavahoanan' ny loza nefa afaka soa aman-tsara; voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [loza, calamity, danger.] Free from pain or trouble, released from danger, rescued from an impending calamity. [1.2] |
| Tovy hevitra | 7afa-paty |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|