|
|
|
|

Teny iditra1  afa-nenina
Singan-teny  2 afaka, 3 nenina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina [1.2]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  afa-nenina, 8 ifanenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08