|
|
|
|

Teny iditra1 afangaro
Fototeny  2fangaro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [1.62]
Ohatra  5 afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
6 Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [1.1]
7 Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [1.1]
8 Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; [2.313#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 afangaro, 14 afarango

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12