Entrée | 1 afatratra |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 fatratra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be put close. |
Explications en français |
6 [1.3] qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre |
Exemples |
7 [2.472] Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |