|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-tsy |
| Singan-teny | 2 afaka, 3 tsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 except
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?)
[1.4.fr#764] 8 excepté, si ce n'est [1.5] 9 sinon [1.66.fr#868] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|