Entrée (1/2) | 1 afina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra 4 [2.588#] |
Explications en anglais |
5 [1.2] root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. 6 [1.7] concealment |
Explications en français |
7 [1.3] Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) |
Exemples |
8 [2.588#] Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
|
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 28 afina |
Partie du discours | 29 verbe passif |
Radical | 30 fina |
Explications en anglais |
31 [1.2] Used of that pressed close, as the nose in being blown [Provincial]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 36 afina, 37 anifa, 38 fania, 39 fiana, fi~ana |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |