Entrée | afofandiovana | |
Mots élémentaires | afo ; fandiovana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [1.1] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Mis à jour le 2023/12/09 |