|
|
|
|

Teny iditra1  afompotra
Fototeny  2 fompotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune). [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  fongotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12