| Entrée | 1 aforitra | 
| Radical | 2 foritra | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2] 6 to be folded, to be bent [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8] 8 qu'on courbe [1.3] | 
| Exemples | 9   Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy.
[2.445] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 14 aforitra, 15 firaotra, 16 firoatra, 17 ifatraro | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |