| ah |
|
Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina
amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). --
Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.;
ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao:
Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
|
|
|
tenim-piontanana enti-milaza:
a) Fahatsiarovana hafinaretana:
Adre! mahafinaritra izany rivotra mitsoka malefaka.
b) Fahatairana:
Adre! inona izany lazainao amiko?
d) Fanaintainana:
Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! [1.1]
|
exprimant la surprise, la douleur, l'approbation:
ah! eh! ho! oh! hélas! très bien!
à la bonne heure! parfait! [1.3]
|
|
|
Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina,
na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra.
(Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina
amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). --
Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.;
ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao:
Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
|
|
|
Tenim-piontanana enti-milaza fahatairana:
Andray! Loza inona itỳ nataonao, Rasoa! [1.1]
|
ah ! vraiment ! [1.8]
|
|
|
Enti-milaza fahatairana:
Endre! inona itỳ hitan' ny masoko! [1.1]
|
nahadisoam-panantenana:
Endre! tsy nampoiziko izy no hahavita izany [1.1]
|
ah ! tiens ! (surprise, déception) [1.8]
|
|
|
Ah ! Vraiment.
Ah bon ! Donc ! [1.68]
|
|
|
enti-milaza figagana, fahatairana:
Odre! fahalavoana re izany! [1.1]
|
|