|
|
|
|

Teny iditra1 ahandrona
Fototeny  2handrona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin' ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be left to stagnate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on rend stagnant, qu'on laisse à stagner [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ahandrona, 12 andrahano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12