Entrée | 1 ahiahina |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 ahiahy |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion. |
Explications en français |
5 [1.13] suspect 6 [1.5] qu'on suspecte |
Exemples |
7 [1.123#] Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 ahiahina, 13 ihaihana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |