|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ahitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [1.2]
5 short grass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Nom générique des herbes [1.3#8]
7 herbes; gazon [1.8]
8 Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume. [Merina]
Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  10ahetsa, ahitsa, ahitsy
Mpanahaka  11 akata, 12 bozaka, 13 vilona
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 94 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)17 ahitra
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny anglisy  19 Fig. The common people. [1.2]
Kamban-teny rehetra  20bozaka aman' ahitra
Lahatsoratra  21Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)22 ahitra
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 le placenta [1.3#8]
Voambolana  26 Haiaina
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  28 ahitra, 29 haitra, 30 hiatra, 31 hirata, 32 ihatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02