|
|
|
|

Teny iditra1 aho
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10]
4 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana:
Handeha rahampitso vao maraina aho.
Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [1.2]
6 I [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3]
8 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5]
9 je [1.8]
10 je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [Tanala] [1.6]
Fanazavàna teny italianina  11 io [1.18]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpanahaka  15 ahy, 16 ko
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 10 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  18 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19 aho, 20 hao, 21 hoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08