|
|
|
|

Entrée1  ahodina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  hodina
Explications en malgache  4  [1.1] Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina
Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy
Explications en anglais  5  [1.7] to be made to revolve, to be revolved
Explications en français  6  [1.8] qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue
Exemples  7  [2.324] Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo
8  [2.296] lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Anagrammes  13 adonahy, 14 ahodina, 15 andaohy, 16 andoahy

Mis à jour le 2025/09/12