|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ahosina |
| Fototeny | 2hosina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga boribory, na boribory lavalava [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 ahosina |
| Fototeny | 10hosina |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky aho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin' ny vovoka ange iny akanjonao vaovao iny e! [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 17 ahasino, 18 ahosina, 19 hasoany, 20 hoasany, 21 isahano, 22 sahoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|