Entrée | 1 ahosy |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 hosy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo |
Exemples |
5 [2.298#] Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 11 ahosy, 12 haosy, 13 Hosay, 14 sahio, 15 saiho, 16 saohy, 17 siaho |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |