| Entrée | 1 ajadona | 
| Radical | 2 jadona | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] | 
| Explications en français | 5   à planter, à ficher figuré: à exiger avec empire [1.3#289] | 
| Exemples | 6   Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 11 ajadona, 12 Joadana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |